|
|
|
|

Teny iditra1 mamela trosa
Singan-teny  2mamela, 3trosa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6remettre une créance. [1.3#716]
Tovy hevitra  7mahafoy trosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12